Teny iditra | 1 longoa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
hantsana na hady misarona bozaka 4 [1.1] Lavaka atao fandrika. 5 [1.78] [Bezanozano] tevana |
Mpanahaka | 6 longoamitotobozaka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny longoa io |
Fivaditsoratra | 9 angolo, golona, longoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |