|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lonjony
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahasosorana tafajanona ao an-tsaina hatramin' ny ela, lolompo, otripo voatahiry

Teny iditra (2/2)4  lonjony
Sokajin-teny  5  anarana lonjo sy mpisolo

Fivaditsoratra  6  lonjoin, lonjony, nilonjo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31