|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  loso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Antsasaky ny ariary na 2,50 Fr amin' ny vola ankehitriny (fony 4,80 Fr no tomban' ny ariary, dia 2,40 Fr ny loso, ka ny 2,50 Fr taty aoriana natao hoe loso vazaha) [1.1]
Voambolana  4  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe loso
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 7  loso
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 [Sakalava] Zavatra boribory lavalava: Losom-by [1.1]

Fivaditsoratra  loso, 10 solò, solo

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19