|
|
|
|

Teny iditra 1  lotika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7 Malemy ho lo sy madiva ho potika; maloto mifotetaka, solotika
8 Tezitra na sosotra mafy any am-po any: Lotika tamiko izy noho izaho tsy nanaiky hiray tsikombakomba taminy [1.1]

Fivaditsoratra  9 lotaky, lotika, 10 tolaky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19