Teny iditra | lotso | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hampandeha betsaka ny nonon' ny renin' ny zaza na ny rononon' ny omby terena. [1.1] | ||||||||||||
Ranoka avoakan'ny fihary [1.13] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sécrétion du lait, affluence du lait aux mamelles [1.3] | ||||||||||||
Suc d'une glande [1.13] | |||||||||||||
Voambolana | Haiaina | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Teny iditra | lotso | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de donner avec générosité [1.3] | ||||||||||||
Fivaditsoratra | lotso, tsolo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |