Teny iditra | lovia | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tanty vy na porisilaina talesaka atao fasiana ny sakafo loarana, vilia: Vary iray lovia [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A dish [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Assiette, plat [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-javamaniry |
| ||||
Tsipelina hafa | vilia | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lovia io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: lovia ao amin' ny Baiboly | ||||
Fivaditsoratra | Ivola, lovia, valio, valoy, voaly |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |