Teny iditra lozotra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra ratsy nahandro, tsy tsara masaka, nefa tsy azo andrahoina intsony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy That does not get done when cooked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on n'arrive pas à faire bien cuire [1.8]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31