Teny iditra madisadisa (disadisa (disa))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy tsara fa toa sorisorena be ihany: Tsy marary aho akory fa madisadisa noho ny hafanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Tossing, restless, sleepless, weary [1.2]
 Restless, sleepless, weary [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Brisé, harassé, sans sommeil, sans repos, inquiet [1.3]
 Inquiet, harassé [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20