|
|
|
|

Teny iditra 1  mafilotra
Fototeny  2 filotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Matsiro fatratra (enti-milaza sakafo mendimendy tsara): Nafilotra ny laoka androany fa nataon' i neny ketsaketsa ary nasiany tongolo sy voatabiha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04