|
|
|
|

Teny iditra 1  mahabotry
Fototeny  2 botry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to stunt; to make destitute [1.2, 1.7]
8 to dwarf [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 qui rend rabougri ; qui ruine [1.8]
Ohatra  10  afoizo hatramin' izao ny fahalotoana fa mahabotry ny taranaka. [2.285#]
11  Koa ialako aminareo rehetra, tompoko, ny tsiny, fandrao maharava harena, ndrao mahabotry terak' omby, ndrao mahafohy tera-bary, ndrao mahakely vody saonjo, ndrao mahafolaka an-datony, ary ndrao mahakizo fara. [2.346#10]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 ambihotra, 14 Ambohitra, ambohitra, mahabotry

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19