|
|
|
|

Teny iditra 1  mahadikidiky
Fototeny  2 dikidiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahasosotra, mahatofoka: Mahadikidiky ny fitondrantena ratsy ataony
8 Mahamenatra: Aoka ihany fa mahadikidiky amin-drainao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to vex, to annoy, to worry [1.2]
10 to cause distaste, to disgust [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 vexer, dégoûter [1.8]
Ohatra  12  Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? [2.298#]
Voambolana  13  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19