|
|
|
|

Teny iditra 1  mahafantatra
Fototeny  2 fantatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain' ny olona azy intsony izy
9 Mahalala: Tsy mahafantatra anao aho
10 Mahazo: Mahafantatra ny baiko omena azy ny alikanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to know [1.2, 1.7]
12 to recognize, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 connaître, savoir [1.8]
Ohatra  14  Fa iza anefa no mahafantatra ny antsipiriany? [4.27#]
15  Hanambony tena aho, raha milaza fa mahafantatra ny zavatra rehetra. [2.270#]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21