Teny iditra mahafaobe (faobe)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra Fomba mahafaobe fa tsy toy ny tao amin' ny Garabola intsony no hoentin' ny mpianatra mamantatra sy mamaky ireo litera mifampibaby sy ireo lohasoratra. [2.442]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahafaobe
Ny lasa : nahafaobe
Ny hoavy : hahafaobe
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15