Teny iditra | mahalà (la) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Afaka na tia mialà: Tsy mahalà eto aho fa tiako eto [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui peut refuser [1.14] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mahalà io | |
Teny iditra | mahala | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Be elanelana [1.78] | |
Teny iditra | Mahala | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Mahlah [2.996] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mahla [2.996] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Tovy hevitra | Maalà | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Mahala | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |