| Teny iditra (1/2) | 1 mahalala |
| Fototeny | 2 lala |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 (zavatra) Mahay: Tsy mahalala ny fombanareo aty aho
9 (olona) Manana fahafantarana momba ny olona iray, mahafantatra: Tsy mahalala an' io lehilahy io velively aho. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to know, to be acquainted with, to comprehend, to recognize
[1.2] 11 to know, to recognize [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 connaître, reconnaître
[1.8] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 16 misy ny teny hoe mahalala |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 mahalala |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Anarana ilazana vody mangahazo tanora, izay mangidy ary mankaleo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 [Merina] Nom donné aux jeunes tubercules du manioc amer au stade de développement où ils sont le plus riches en composés cyanogènes et peuvent causer des intoxications très dangereuses.
[1.196] |
| Voambolana | 19 Haizavamaniry: anana |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|