| Teny iditra | 1 mahalasa |
| Fototeny | 2 lasa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 (Milaza ny "lasa mandrakariva": nahalasa) Nividy, tonga tompony: Ranaivo no nahalasa ny tranonay tao Ankazotokana
8 Mety tonga: Mahalasa lavitra ny antsamotady [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to take
[1.2] 10 to carry away; to travel a certain distance; to accomplish, to succeed [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 emporter; voyager une certaine distance; accomplir; réussir
[1.8] |
| Ohatra |
12 mahalasa vinany io radiò io, hoy Ineny, niteny moramora.
[2.332#]
13 Zava-kanto mahalasa fisainana any amin' ny tanin' ny nofy! [2.643#] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mahalasa |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|