Teny iditra | 1 mahalasa |
Fototeny | 2 lasa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 (Milaza ny "lasa mandrakariva": nahalasa) Nividy, tonga tompony: Ranaivo no nahalasa ny tranonay tao Ankazotokana 5 Mety tonga: Mahalasa lavitra ny antsamotady [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to take [1.2] 7 to carry away; to travel a certain distance; to accomplish, to succeed [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 emporter; voyager une certaine distance; accomplir; réussir [1.8] |
Ohatra |
9 mahalasa vinany io radiò io, hoy Ineny, niteny moramora. [2.332#] 10 Zava-kanto mahalasa fisainana any amin' ny tanin' ny nofy! [2.643#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |