|
|
|
|

Teny iditra1  mahaleova mahalasana
Singan-teny  2  mahaleova, mahalasana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  teny entina mitso-drano ny ankizy na ny tanora ka irariana azy mba handresy ny sarotra, hahomby amin' izay rehetra hatao (ara-bakiteny: mba handresy ary hahalasa babo); teny firariana atao olona mba hahavitany tsara izay hataony, handreseny ny sarotra, ahombiazany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16