Teny iditra mahaliana (liana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga ho liana, tsara ka tiana ho hita, ho heno, hohanina...: Mahaliana izany tantara izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To arouse great interest, to make one curious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui rend avide, qui soulève l'intérêt [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahaliana
Ny lasa : nahaliana
Ny hoavy : hahaliana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31