Teny iditra mahamamo (mamo)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fisotro mahatonga ho mamo: Ny divay no nahamamo azy. / Fadio ny fisotro mahamamo [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20