|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahameloka
Fototeny  2  meloka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  qui rend courbe [1.3#233]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny mahameloka io

Teny iditra (2/2)7  mahameloka
Fototeny  8  meloka
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11  qui rend coupable [1.3#233]
Ohatra  12  fa raha misy mandiso izany, dia ataoko mahameloka. [2.654#]
13  fa raha manova izao dia ataoko mahadiso sy mahameloka anareo. [1.431#]
14  kanefa raha tsy mitondra mody izy, fa ny eran' ny vavany hiany no haniny eo, dia tsy mahameloka azy izany. [1.123#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23