Teny iditra maharitrafo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vilany vita amin' ny vifotsy na takela-by natao vonobainona fa tsy tsinginina, izay matetika ampiasain' ny olona voatery mandeha lava, toy ny mpandroaka sarety [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31