Teny iditra | 1 maharitraritra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Ohatra |
3 [2.528#54] mangina maharitraritra koa vao miteny indray. 4 [1.223#] natao maharitraritra kokoa ny famanana azy, mba hampahateza tsara ny asany. 5 [2.528#151] RASALIMO (Mivoaka maharitraritra dia miverina moramora - mampitsangana an-dRadama. |
Fototeny | 6 aritraritra |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |