|
|
|
|

Teny iditra 1  mahatorovana
Fototeny  2 torovana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ny foko manana ady anaty mahatorovana ny aiko [2.928#42]
8  lana koa indraindray tany hay voadoro be vodi-ahitra sy ampanga maranitra ary indraindray vatokaranana mahatorovana ny faladia. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19