|
|
|
|

Teny iditra 1  mahatsiahy
Fototeny  2 tsiahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahita ao an-tsaina olona na zavatra any lavitra na efa lasa taloha: Isaky ny mahatsiahy an-janany any am-pita izy dia misento
9 Mahatsiaro olona ka somary malahelo na manembona azy: Velon-tsento ny fo mahatsiahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 se souvenir, se rappeler [1.3]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21