Teny iditra | 1 mahatsikelatse |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mahatazana, mahatsikaritra: Teñy aho ko save nahatsikelatsa an-dRasera nandalo teo amorom-parihy (Tany aho fa tena nahatazana an-dRasera nandalo teo amorom-parihy) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |