|
|
|
|

Teny iditra1  mahavaky
Fototeny  2  vaky
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  qui peut fendre, casser: Mahavaky ny atidohako ity raharaha ity (Ce travail me casse la tête)
5  qui peut traverser
6  qui peut lire: Tsy mbola mahavaky teny izy (Il ne sait pas encore lire)
7  qui peut mettre en déroute [1.3]
Ohatra  8  tsy mba vaky ny hoditra, raha kapohina hazo aza tsy mba mahavaky hoditra azy; [2.48]
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny mahavaky io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20