Teny iditra mahavangivangy (vangivangy (vangy))
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra satria izay mahavangivangy tian-kavana, ary ny mandalo tanà-misy havana mba mahasaingisaingy ihany; [2.436]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahavangivangy
Ny lasa : nahavangivangy
Ny hoavy : hahavangivangy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07