|
|
|
|

Teny iditra 1  mahavatra
Fototeny  2 vatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo ireoisa-maraina izy
9 Mahatozo amin' ny fanaovana izay hahasoa: Mahavatra mifoha amin' ny dimy maraina isan' andro izy mba hahandro vary ho an' ny vadiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to support, to endure; to carry through [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 supporter, endurer; persévérer [1.8]
Ohatra  12  Tia asa saina fa tsy mahavatra asa ilana herim-batana [1.381#]
13  Misy dia mahavatra mianatra sy mandany fotoana miaraka aminay [2.445#]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21