| Teny iditra | 1 mahazo |
| Fototeny | 2 azo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Tonga, manjary manana: Nahazo namana mahafatra-po aho nahita azy
9 Mandray, tonga tompon-javatra: Nahazo vola be izy tamin' io raharaha io 10 Voan' (ny aretina): Nahazo aretin-kibo aho tany amin' ny nalehako tany 11 Mahasambotra: Iza aminareo no nahazo itỳ trondro gasy ity? 12 Mahatakatra hevitra: Tsy nahazo akory izay novakiny izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 to get, to have, to obtain, to possess, to win, to acquire, to comprehend. The relative ahazoana is most frequently changed in pronunciation to ahazahoana.
[1.2] 14 to get, to acquire; to understand [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 gagner, obtenir; comprendre
[1.8] |
| Ohatra |
16 mahazo tombony tsy mba mizara.
[2.69#]
17 Inona ihany ity mahazo ahy ity? [2.4#] 18 Koa tsy aleo mba mahazo aminay? [2.298#47] |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 18 misy ny teny hoe mahazo |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|