Teny iditra mahia miarana
Singan-teny mahia ; miarana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona manaram-po amin' ny zavatra tiany nefa tsy mahazo nofo fa mahia lava ihany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01