|
|
|
|

Teny iditra1  mahorara
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra mitana ny saina fatratra, mahalasa eritreritra, mila hahavery saina.
Kamban-teny 
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny mahorara io

Fivaditsoratra  6  hararoam, maharora, mahorara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21