|
|
|
|

Teny iditra 1  maito
Fototeny  2 ito
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  5 [Bara] tapaka, maty [1.78]
6 Tapaka tarangana, mifarana tsy misy romoromo [1.1]
7 tapaka [2.285#217]
Ohatra  8  Akosa izy raha sady manify no mora maito, toy ny fanjaitra. [1.357#]
9  Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. [2.643#65]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe maito
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 atimo, maito, 13 maoty, 14 Matio, 15 matoy, 16 miato, 17 miota, 18 mitao, 19 mitoa, 20 moita, 21 tamio, 22 tamoy, 23 taomy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21