|
|
|
|

Teny iditra1  majifa
Fototeny  2  jifa
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Lany tapitra, fongana: Loza lahy ilay saka ratsy iny! Nataony majifa ny laoka sisa tao am-bilany [1.1]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  6  ajifam, majifa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20