Teny iditra | majika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahaizana mampiasa hakingana mba hampitolagaga ny mpijery [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Magic [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Magie [1.8] | |
Ny fihaviany | Anglisy: magic. Frantsay: magique. | |
Fivaditsoratra | kijama, majika, mijaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |