Teny iditra maka am-bavany
Singan-teny maka ; vava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mamototra olona hotsaraina; manontany sy mamotopototra olona mba hahitana izay marina momba ny ady na raharaha iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To cross-examine prisoners or accused persons. [1.2]
 To question a suspect or a witness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Interroger un détenu ou un témoin [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/21