Teny iditra maka an-keriny
Singan-teny maka ; hery
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Maka amin' ny fampiasana tanjaka, herisetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To take by force [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Prendre par la force [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/21