Teny iditra maka vava latsaka
Singan-teny maka ; vava ; latsaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Misambotra teny diso na sendra lasa ka manararaotra izany mba hamelezana na hananganana korontana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01