Teny iditra malaholaho (laholaho)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaholaho izany [1.1]
Tovy hevitra malaho

Teny iditra malaholaho (laholaho)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona madinika mason-koditra, malefaka toy ny volon' akondro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui a la peau fine, veloutée et luisante; qui a le teint fin et luisant avec une couleur jaunâtre ou olivâtre [1.3]

Teny iditra malaholaho (laholaho)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Reraka dia reraka efa ambavahoana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09