Teny iditra | 1 malailay |
Fototeny | 2 lailay |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
mangidihidy: Ijay malailay mihaotre (izay mangidihidy mihaotra) 5 [1.1] Masaosao na masaisay rehefa mikasika ny tena: Malailay ny jiafotsy Mahatonga hidihidy: Malailay itỳ akanjoko itỳ izany Mangidihidy: Malailay aho izany; asa raha nandadian' ny fanday |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] scratchy, itchy |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qui cause des démangeaisons |
Voambolana |
8 Fahasalamana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny malailay io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |