|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  malaky
Fototeny  2 laky
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Tanala] haingana, haingakaingana [1.78]
9 Haingana: Malaky mamaly izy / Nalaky nandeha itỳ zaza itỳ noho ny zokiny
10 Mandeha haingana, tonga haingana: Nalaky ianao androany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 quick [1.2]
12 prompt, quick [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qui va vite [1.8]
Tovy hevitra  14 malakilaky

Teny iditra (2/2) 15  malaky
Sokajin-teny  16  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  17 promptly, quickly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 vite [1.8]

Fivaditsoratra  19 kalamy, 20 lamaky, 21 lamika, 22 makila, malaky, 23 malika, 24 Malkia, 25 Mikala

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22