| Teny iditra | 1 malama |
| Fototeny | 2 lama |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Malambolambo mampibolisatra: Tandremo sao potraka fa malama ny fotaka
6 Midifidify tsy mety mandoa trosa: Olona malama iny Rangahy iny fa aza mba mampisambo-bola an' iny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 smooth, slippery
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 glissant
[1.3, 1.8] 9 Poli, uni 10 figuré: mauvais payeur, peu probe, qui ne rend pas ce qu'il emprunte [1.3] 11 lisse [1.8] |
| Ohatra |
12 Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray.
[2.472#125]
13 Raha manaiky ny tsy hiverina ilalana ny tongotrao kapohin‘ ny bozaka kotsan' ando sy solafaka impolo kely amin' ny fotaka malaman' ny riaka... [2.529#5] 14 nefa tandremo sao lavo fa malama ny lalana; [1.560] 15 Tonon' andry malama, Mahaiza mitan-kazomanga, Fa ny zana-Bazaha no hitsangaaa. [2.69#276] |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny hoe malama |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | malama, 18 mamalà, mamala |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18 |
|