|
|
|
|

Teny iditra1  malama
Fototeny  2  lama
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Malambolambo mampibolisatra: Tandremo sao potraka fa malama ny fotaka
5  Midifidify tsy mety mandoa trosa: Olona malama iny Rangahy iny fa aza mba mampisambo-bola an' iny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  smooth, slippery [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  glissant [1.3, 1.8]
8  Poli, uni
9  figuré: mauvais payeur, peu probe, qui ne rend pas ce qu'il emprunte [1.3]
10  lisse [1.8]
Ohatra  11  Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [2.472]
12  Raha manaiky ny tsy hiverina ilalana ny tongotrao kapohin‘ ny bozaka kotsan' ando sy solafaka impolo kely amin' ny fotaka malaman' ny riaka... [2.529]
13  nefa tandremo sao lavo fa malama ny lalana; [2.1010]
14  Tonon' andry malama, Mahaiza mitan-kazomanga, Fa ny zana-Bazaha no hitsangaaa. [2.69]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 

Fivaditsoratra  31  amalam, malama, mamala, mamalà

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/11