Teny iditra | 1 malaso |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Anarana iantsoan' ny any atsimo ny dahalo [1.1] 4 dahalo, olon-dratsy [2.285] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 bandit de grands chemins [4.14] |
Ohatra |
6 Mba mety ho vitany ihany ve ny handresy ireny andiana malaso tsara rindra ireny ka hamerina indray ny fandriampahalemana any amin' iny faritra iny manontolo?
[4.27#]
|
Voambolana | 7 Lalàna |
Tovy hevitra | 8 dahalo |
Fivaditsoratra | 9 malaso, 10 salamo, Salamo, 11 Saloma, 12 somala |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
![]() |