|
|
|
|

Teny iditra 1  malazo
Fototeny  2 lazo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Maina, matroka, tsy manana ny fihiratany intsony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 fané, flétri [1.3, 1.8]
9 maigre, sec, maladif [1.3]
Ohatra  10  nalazo ilay voninkazo fa tsy nasianao rano ny vazy [1.1]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe malazo
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21