Teny iditra | 1 malazo (lazo) |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Maina, matroka, tsy manana ny fihiratany intsony [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 fané, flétri [1.3, 1.8] 5 maigre, sec, maladif [1.3] |
Ohatra |
6 nalazo ilay voninkazo fa tsy nasianao rano ny vazy [1.1] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny malazo io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |