|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  malomo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  dombo, tsy maranitra [Mahafaly] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  malomo (lomo)
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6  matahotra [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  7  malomo, mamolo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20