Teny iditra malovilovy (lovilovy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Marisarisa, tsy tsaratsara, tsy metimety: Nahoanatsy tonga ny anadahinao? -- Ao ihany izy fa manao malovilovy kely [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05