|
|
|
|

Teny iditra 1  mamadiditra
Fototeny  2 fadiditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mangorona manodidina: Iza no namadiditra ity tady ity tamin'ny tongodavarangana?
9 Mandadina amy, mifadiditra amy...: Mamadiditra amin'ny hazo ny vahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 entortiller, rouler autour, entrelacer: Aoka hamadiditra ity tady ity amin' ny filanjana isika mba hanamafy azy (Entortillons cette corde autour du bras du palanquin pour le consolider) [1.3#135]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mamadiditra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19