|
|
|
|

Teny iditra1  mamadihaña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mitendry zavamaneno: Ona mahasaky hamadihaña ro aba i Ramasy iñy (Olona mahavatra mitendry zavamaneno ranona i Ramasy iny)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07